Voankazavana

Voankazavana avoakan'ny LASER

Amin'ny taranjan'ny fizikan'ny voanjavatra, ny voankazavana (na photon amin'ny teny frantsay soratana matetika amin'ny litera grika "gamma") dia voanjavatra mety angôvo (angôvon'ny masoandro) na zavatra (toy ny atôma). Izy io dia manana lanja azo tsy raharahiana (latsaky ny 1.10-18 eV)[1] ary manana vesatra elektrika azo tsy rarahina (noho ny vesany latsaky ny 1.0-35 e. Ny lazaina hoe spin-ny dia 1 ary ny elanelan-kalavam-piainana dia tsy mety ampiasiana amin'ny voankazavana.

Efa nolazain' Albert Einstein ny fisian'ny voankazavana, tamin'ny 1905-1917, fa Arthur Compton no nahita azy tamin'ny 1923.

  1. C. Amsler et al. (Particle Data Group) (2008 +2009 partial update). "Review of Particle Physics: Gauge and Higgs bosons". Physics Letters B 667: 1. http://pdg.lbl.gov/2009/tables/rpp2009-sum-gauge-higgs-bosons.pdf. 

From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy